Entry | 1 manao rarangy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1] |
Synonyms | 4 mamely rarangy, mikatroka rarangy |
Elementary words | 5 manao, rarangy |
Updated on 2023/07/17 |